-
Jeremia 31:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Fa samy ho fatin’ny fahadisoany ihany ny tsirairay. Izay mihinana voaloboka marikivy no hadilo nify.”
-
-
Ezekiela 18:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fa ahy ny aina rehetra. Ahy ny ain’ny ray, dia hoatr’izany koa ny ain’ny zanaka. Izay olona manota no ho faty.
-