-
Joba 35:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Tena resy lahatra ve ianao hoe manana ny rariny matoa milaza hoe:
‘Marina noho Andriamanitra aho’?+
-
-
Ohabolana 19:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ny hadalan’ny olona ihany no manimba ny fiainany,
Ka amin’i Jehovah no tezitra ny fony.
-
-
Ezekiela 33:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Hoy anefa ny firenenao: ‘Tsy rariny ny ataon’i Jehovah!’ Ny ataon’izy ireo mihitsy anefa no tsy rariny.
-
-
Ezekiela 33:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “Hoy anefa ianareo: ‘Tsy rariny ny ataon’i Jehovah!’+ Koa hotsaraiko arakaraka izay nataonareo avy ianareo, ry taranak’Israely ô!”
-