Levitikosy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Haparitako any amin’ireo firenena ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ho rava ny tanànanareo. Salamo 106:26, 27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa nanangan-tanana izy ka nianiana momba azy ireoHoe hataony miampatrampatra any an-tany efitra ny fatin’izy ireo;+27 Hataony miampatrampatra any amin’ireo firenena ny fatin’ny taranany,Ary haparitany any amin’ny tany samy hafa izy ireo.+
33 Haparitako any amin’ireo firenena ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ho rava ny tanànanareo.
26 Koa nanangan-tanana izy ka nianiana momba azy ireoHoe hataony miampatrampatra any an-tany efitra ny fatin’izy ireo;+27 Hataony miampatrampatra any amin’ireo firenena ny fatin’ny taranany,Ary haparitany any amin’ny tany samy hafa izy ireo.+