FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 66:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa hampiasa afo i Jehovah rehefa mampihatra didim-pitsarana,

      Ary hampiasa ny sabany izy mba handringanana ny olombelona* rehetra.

      Dia ho be dia be no ho voaringan’i Jehovah.

  • Jeremia 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tonga avy any amin’ny lala-masaka rehetra any an-tany efitra ireo mpandrava,

      Satria mandripaka olona hatrany amin’ny faran’ilay tany ka hatrany amin’ny faran’ilay tany ny sabatr’i Jehovah.+

      Tsy misy fiadanana na ho an’iza na ho an’iza.*

  • Amosa 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Raha entina babo any amin’ny tanin’ny fahavalony izy,

      Dia any ny sabatra no hasaiko hamono azy.+

      Hifantoka aminy ny masoko mba hanisy ratsy azy, fa tsy hanao soa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara