-
Jeremia 6:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 “Notendreko ho mpisedra metaly eo amin’ny vahoakako ianao,*
Ka hanadihady tsara.
Handinika sy hamotopototra an’izay ataon’izy ireo ianao.
-