Ezekiela 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy ihany aho taminy: ‘Samia manary ny zavatra maharikoriko tompoinareo. Aza mandoto tena amin’ireo sampy maharikorikon’i* Ejipta.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’+
7 Hoy ihany aho taminy: ‘Samia manary ny zavatra maharikoriko tompoinareo. Aza mandoto tena amin’ireo sampy maharikorikon’i* Ejipta.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’+