-
Ezekiela 21:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “Ry zanak’olona, manorita lalana roa hisafidianan’ny sabatry ny mpanjakan’i Babylona. Hiainga avy any amin’ny tany iray ireo lalana ireo, ary tokony hasiana marika* eo amin’ilay sampan-dalana mankany amin’ny tanàna roa.
-