Jeremia 50:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Miakara hanafika an’i Merataima sy ny mponin’i Pekoda.+ Aoka izy ireo haripaka sy haringana tanteraka”,* hoy i Jehovah. “Ataovy izay rehetra asaiko ataonao.
21 “Miakara hanafika an’i Merataima sy ny mponin’i Pekoda.+ Aoka izy ireo haripaka sy haringana tanteraka”,* hoy i Jehovah. “Ataovy izay rehetra asaiko ataonao.