FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hanohitra azy ireo aho. Tafavoaka avy tao anaty afo izy ireo, saingy ho levon’ny afo ihany. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah, rehefa manohitra azy ireo aho.’”+

  • Ezekiela 20:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Lazao amin’ny ala any atsimo hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah. Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Handrehitra afo eo aminareo aho,+ ka ho levon’ny afo ny hazo rehetra mbola maitso sy ny hazo maina rehetra eo aminareo. Tsy hovonoina izany afo miredareda izany,+ ka ho may daholo ny tarehy rehetra, hatrany atsimo ka hatrany avaratra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara