FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 106:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ezekiela 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hahatsiaro ahy any amin’izay firenena hitondrana azy ho babo ireo tafavoaka velona ireo.+ Ho fantany fa tena nalahelo aho satria nivadika tamiko* sy niala tamiko ny fony,+ ary nitsiriritra an’ireny* sampiny maharikoriko ireny ny masony.+ Hahamenatra sy hahatsiravina azy ireo ny zavatra ratsy sy maharikoriko rehetra vitany.+

  • Ezekiela 23:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nivaro-tena foana i Ohola, ka niarahany daholo izay lehilahy tsara tarehy indrindra tany Asyria. Nandoto tena+ tamin’ny sampy maharikoriko* izy, dia tamin’ny sampy notompoin’ireo tiany hanaovana firaisana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara