FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Aza misy atolotra* ho an’i Moleka ny taranakao.+ Aza zimbazimbaina hoatr’izany ny anaran’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah.

  • 2 Mpanjaka 17:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nandoro ny zanany lahy sy ny zanany vavy tao anaty afo+ koa izy ireo, sady nanao sikidy+ sy nitady fambara. Ary tsy nanan-tsaina afa-tsy ny hanao* izay ratsy teo imason’i Jehovah izy ireo, mba hampahatezitra azy.

      18 Tezitra be tamin’ny Israely àry i Jehovah, ka nesoriny tsy ho eo imasony+ izy ireo. Tsy navelany hisy hiangana, afa-tsy ny fokon’i Joda.

  • Ezekiela 16:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Efa may mafy hanao firaisana ianao, ary nahariharinao ny fitanjahanao rehefa nivaro-tena tamin’ireo lehilahy niarahanao ianao, sady nivaro-tena tamin’ireny sampinao maharikoriko*+ rehetra ireny. Nataonao sorona ho an’ireny sampy ireny mihitsy aza ny ran’ny zanakao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara