Ezekiela 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha mampitandrina ny ratsy fanahy anefa ianao mba hialany amin’ny ratsy fanaony, fa izy no tsy mety miova, dia ho faty noho ny fahadisoany+ izy, fa ny ainao indray azo antoka hoe ho voavonjinao.+ Asan’ny Apostoly 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanohitra azy foana anefa ny Jiosy sady nanevateva azy, ka nakopak’i Paoly ny akanjony,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanareo.*+ Afaka adidy* aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.” Asan’ny Apostoly 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa ianareo no vavolombeloko androany fa afaka amin’ny ran’ny olona rehetra* aho,+
9 Raha mampitandrina ny ratsy fanahy anefa ianao mba hialany amin’ny ratsy fanaony, fa izy no tsy mety miova, dia ho faty noho ny fahadisoany+ izy, fa ny ainao indray azo antoka hoe ho voavonjinao.+
6 Nanohitra azy foana anefa ny Jiosy sady nanevateva azy, ka nakopak’i Paoly ny akanjony,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanareo.*+ Afaka adidy* aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”