-
Ezekiela 11:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ny faty nataonareo niampatrampatra eran’ny tanàna no hena, ary ilay tanàna no vilany.+ Fa ianareo kosa havoaka avy ao.’”
-