-
Ezekiela 11:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ny faty nataonareo niampatrampatra eran’ny tanàna no hena, ary ilay tanàna no vilany.+ Fa ianareo kosa havoaka avy ao.’”
-
-
Ezekiela 11:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 ‘Havoakako avy ao ianareo, dia hatolotro eo am-pelatanan’ny hafa firenena. Ary hampihatra didim-pitsarana aminareo aho.+
-