-
Jeremia 16:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Fa izao no lazain’i Jehovah:
‘Aza miditra ao amin’ny trano misy sakafo be, izay aroso rehefa misy fahoriana,
Ary aza mankany mba hidradradradra na hitsapa alahelo.’+
‘Efa nesoriko tsy ho amin’ity vahoaka ity mantsy ny fiadanako’, hoy i Jehovah,
‘Ary tsy ho tsara fanahy aminy aho sady tsy hamindra fo aminy.+
-