- 
	                        
            
            Levitikosy 10:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
6 Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona sy ny zanakalahin’i Arona, izany hoe i Eleazara sy Itamara: “Aza avela hisavoritaka ny volonareo ary aza rovitina ny akanjonareo,+ mba tsy ho faty ianareo, ary mba tsy ho tezitra amin’ny vahoaka manontolo Andriamanitra. Ny rahalahinareo, dia ny taranak’Israely manontolo, no hitomany an’ireo novonoin’i Jehovah tamin’ny afo.
 
 -