2 Samoela 15:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia niakatra ny Tendrombohitra* Oliva+ i Davida sady nitomany. Nisaron-doha izy ary tsy nanao kapa. Nisaron-doha koa ny olona rehetra niara-niakatra taminy sady nitomany.
30 Dia niakatra ny Tendrombohitra* Oliva+ i Davida sady nitomany. Nisaron-doha izy ary tsy nanao kapa. Nisaron-doha koa ny olona rehetra niara-niakatra taminy sady nitomany.