-
Ezekiela 21:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 “Ary ianao, ry zanak’olona, maminania hoe: ‘Hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony momba ny Amonita sy ny teny manambanimbany nataon’izy ireo.’ Teneno hoe: ‘Sabatra! Misy sabatra notsoahina mba handripahana olona. Nokosehina hangirana ilay izy mba hamonoana olona, sy mba hanjelanjelatra hoatran’ny tselatra.
-
-
Ezekiela 21:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Ho lasa hoatran’ny kitay ao anaty afo+ ianao. Handriaka eran’ilay tany ny ranao, ka tsy hotsaroana intsony ianao, fa izaho Jehovah no efa niteny.’”
-