FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 23:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Manatsotra ny tanany eo ambonin’ny ranomasina i Jehovah,

      Sady manozongozona fanjakana,

      Ary manome baiko mba handravana ny toerana voaro mafy any Fenisia.+

  • Amosa 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia handefasako afo ny mandan’i Tyro,

      Ka ho levon’ny afo ny tilikambony voaro mafy.’+

  • Zakaria 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hesorin’i Jehovah aminy ny fananany,

      Ary haripany any anaty ranomasina*+ ny tafiny.

      Dia ho levon’ny afo+ izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara