-
Ezekiela 24:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Hisokatra ny vavanao amin’izay andro izay, ka hiresaka amin’ilay afa-nandositra ianao fa tsy ho moana intsony.+ Dia ho famantarana ho azy ireny ianao, ary tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.”
-