-
Daniela 2:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Ianao, ry mpanjaka ô, ianao no mpanjakan’ny mpanjaka, ary nomen’ilay Andriamanitry ny lanitra anao ny fanjakana+ sy ny hery sy ny tanjaka ary ny voninahitra.
-