2 Tantara 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa nanana sambo nankany Tarsisy+ ny mpanjaka, ary ny mpanompon’i Hirama no nitondra an’ireny.+ Tonga isaky ny telo taona koa ny sambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena, volafotsy, ivoara,+ rajako, ary vorombola.
21 Fa nanana sambo nankany Tarsisy+ ny mpanjaka, ary ny mpanompon’i Hirama no nitondra an’ireny.+ Tonga isaky ny telo taona koa ny sambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena, volafotsy, ivoara,+ rajako, ary vorombola.