-
Ezekiela 27:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ny mponin’i Sidona sy Arvada+ no mpivoy ny sambonao.
Ny olona nanan-talenta tao aminao, ry Tyro, no tantsambonao.+
9 Ny olona efa za-draharaha* sy manan-talenta avy any Gebala+ no nanentsina an’izay loaka taminao.+
Dia nankany aminao daholo ny sambo avy any an-dranomasina sy ny tantsambony mba haka entana sy hivarotra.
-