FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 27:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Avy any Persa sy Loda ary Pota+ ny lehilahy ao amin’ny tafikao, izany hoe ny lehilahy mpiady nampiasainao.

      Nahanton’izy ireo teo aminao ny ampingany sy ny fiarovan-dohany, ka nataony lasa be voninahitra ianao.

      11 Ny olona avy any Arvada tao amin’ny tafikao no niambina teny ambonin’ny manda manodidina anao,

      Ary lehilahy be herim-po no natao teny amin’ny tilikambonao.

      Nasian’izy ireo ampinga boribory nihantona teny amin’ny sisin’ny mandanao rehetra,

      Ka nataony lasa faran’izay tsara tarehy ianao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara