Ezekiela 26:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’i Tyro: ‘Tsy hangovitra ve ireo nosy rehefa maheno ny fidoboky ny fianjeranao, rehefa mitaraindraina ny olona efa ho faty,* rehefa aripaka daholo ny mponina ao aminao?+
15 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’i Tyro: ‘Tsy hangovitra ve ireo nosy rehefa maheno ny fidoboky ny fianjeranao, rehefa mitaraindraina ny olona efa ho faty,* rehefa aripaka daholo ny mponina ao aminao?+