Ezekiela 28:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Lasa nirehareha ny fonao, satria tsara tarehy ianao.+ Nosimbanao ny fahendrenao, satria be voninahitra ianao.+ Dia hazerako eny amin’ny tany ianao,+ Ary hataoko lasa hesoesoin’ny olona eo anatrehan’ny mpanjaka maro.
17 Lasa nirehareha ny fonao, satria tsara tarehy ianao.+ Nosimbanao ny fahendrenao, satria be voninahitra ianao.+ Dia hazerako eny amin’ny tany ianao,+ Ary hataoko lasa hesoesoin’ny olona eo anatrehan’ny mpanjaka maro.