-
Ezekiela 30:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hofongorako ny vahoakan’i Ejipta, ka i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona no hampiasaiko amin’izany.+ 11 Hoentiko any mba handrava an’ilay tany izy sy ny tafiny, dia firenena tena tsy misy antra mihitsy.+ Hanatsoaka ny sabany hamely an’i Ejipta izy ireo, ka hiampatrampatra eran’ilay tany ny faty.+
-