-
Ezekiela 27:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 dia izao lazaina aminy:
‘Ianao ilay mipetraka eo amin’ny vavahadin’ny ranomasina,
Ilay mpivarotra amin’ny vahoaka any amin’ny nosy be dia be,
Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:
“Ry Tyro ô, nilaza ianao hoe: ‘Faran’izay tsara tarehy aho!’+
-