-
Ezekiela 27:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Hisioka ny mpivarotra any amin’ireo firenena noho izay nanjo anao.
Ho tampoka be sy hahatsiravina ny hiafaranao,
Ka tsy hisy intsony mandrakizay ianao.’”’”+
-