Ezekiela 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hataoko lasa tany maina ny lakandranon’i Neily,+ ary hamidiko amin’ny ratsy fanahy ilay tany. Hasaiko hataon’ny hafa firenena lasa tsy misy mponina koa ilay tany, ary hasaiko haripany izay rehetra ao.+ Izaho Jehovah no efa niteny.’
12 Dia hataoko lasa tany maina ny lakandranon’i Neily,+ ary hamidiko amin’ny ratsy fanahy ilay tany. Hasaiko hataon’ny hafa firenena lasa tsy misy mponina koa ilay tany, ary hasaiko haripany izay rehetra ao.+ Izaho Jehovah no efa niteny.’