FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 43:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Hampiantso an’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona sady mpanompoko+ aho. Hapetrako eo ambonin’ireo vato nafeniko ireo ny seza fiandrianany, ary hovelariny eo ambonin’ireo ny tranolainy.*+

  • Jeremia 43:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hodorako ny tranon’ireo* andriamanitr’i Ejipta.+ Dia hodorany ireny ary hoentiny ho babo izy ireo. Hitafy an’i Ejipta toy ny fitafin’ny mpiandry ondry ny lambany izy, ka hilamina tsara ny fialany any.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara