FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 30:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Haniraka olona handeha sambo aho amin’izany andro izany, ka hataon’izy ireo izay hampangovitra an’i Etiopia, ilay matoky tena loatra. Hisahotaka ireny amin’ilay andro hamelezana an’i Ejipta, fa ho tonga tokoa ilay andro.’

      10 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hofongorako ny vahoakan’i Ejipta, ka i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona no hampiasaiko amin’izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara