FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 46:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Omano ny entana hoentinao any an-tsesitany,

      Ry zanakavavy mipetraka eto Ejipta ô!

      Fa hihorohoro ny olona rehefa mahita an’izay hanjo an’i Nofa.*

      Hodorana* izy ka tsy hisy mponina.+

  • Ezekiela 29:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hataoko ngazana indrindra amin’ny tany rehetra ny tanin’i Ejipta, ary ny tanànany no ho tanàna aolo indrindra mandritra ny 40 taona.+ Dia haparitako any amin’ny firenena samy hafa ny Ejipsianina, sady haeliko any amin’ny tany samihafa.”+

  • Ezekiela 32:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Ry zanak’olona, mitomania an’ireo vahoakan’i Ejipta, ary ampidino any ambanin’ny tany miaraka amin’izay midina any anaty lavaka* izy sy ny zanakavavin’ireo firenena matanjaka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara