Ezekiela 32:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hatsipiko eny an-tendrombohitra ny nofonao,Dia hofenoiko an’izay sisa tavela amin’ny fatinao ny lohasaha.+ 6 Hataoko hotsaky ny ranao mifantsitsitra be ny tany, hatreny an-tendrombohitra,Dia ho feno ny ranao ny renirano.’*
5 Hatsipiko eny an-tendrombohitra ny nofonao,Dia hofenoiko an’izay sisa tavela amin’ny fatinao ny lohasaha.+ 6 Hataoko hotsaky ny ranao mifantsitsitra be ny tany, hatreny an-tendrombohitra,Dia ho feno ny ranao ny renirano.’*