Ezekiela 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mandehana mankany amin’ireo olona*+ natao sesitany, dia miresaha aminy. Na hihaino izy ireo na tsia,+ dia teneno hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony.’”
11 Mandehana mankany amin’ireo olona*+ natao sesitany, dia miresaha aminy. Na hihaino izy ireo na tsia,+ dia teneno hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony.’”