-
Salamo 130:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely,
Satria tsy miovaova mihitsy ny fitiavan’i Jehovah,+
Ary manana hery lehibe hanavotana izy.
8 Hanavotra ny Israely ho afaka amin’ny fahadisoany rehetra izy.
-