-
Levitikosy 18:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ankatoavy ny fitsipiko sy ny didim-pitsarako. Izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.+ Izaho no Jehovah.
-
-
Ezekiela 18:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 “‘Ary raha miala amin’ny ratsy fanaony ny ratsy fanahy, ka lasa manao ny rariny sy ny hitsiny, dia hamonjy ny ainy izy.+
-