FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 24:25-27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ry zanak’olona, hesoriko amin’izy ireo ny toerana voaro mafy, dia ilay toerana kanto mahafaly azy, ilay tena tiany sady ifikiran’ny fony. Hesoriko aminy koa ny zanany lahy sy ny zanany vavy.+ Amin’izay andro izay, 26 dia hilaza an’izany aminao ny olona iray afa-nandositra.+ 27 Hisokatra ny vavanao amin’izay andro izay, ka hiresaka amin’ilay afa-nandositra ianao fa tsy ho moana intsony.+ Dia ho famantarana ho azy ireny ianao, ary tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara