Isaia 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hanao fanasambe ho an’ny firenena rehetra i Jehovah Tompon’ny tafika, eto amin’ity tendrombohitra ity,+Dia fanasambe misy hanim-pito loha,+Fanasambe misy divay tena tsara,*Sy hanim-pito loha sady be tsoka,Ary divay tena tsara efa notantavanina. Isaia 30:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 31:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia ho avy izy ireo ka hihoby eny amin’ny havoanan’i Ziona.+Ary ho miramirana izy ireo noho ny hatsaran-toetran’i* Jehovah,Noho ny varimbazaha sy ny divay vaovao+ sy ny menaka,Ary noho ny zanaky ny ondry aman’osy sy ny zanak’omby.+ Ho toy ny tanimboly azon-drano tsara izy ireo,+Ka tsy ho reraka intsony mihitsy.”+
6 Hanao fanasambe ho an’ny firenena rehetra i Jehovah Tompon’ny tafika, eto amin’ity tendrombohitra ity,+Dia fanasambe misy hanim-pito loha,+Fanasambe misy divay tena tsara,*Sy hanim-pito loha sady be tsoka,Ary divay tena tsara efa notantavanina.
12 Dia ho avy izy ireo ka hihoby eny amin’ny havoanan’i Ziona.+Ary ho miramirana izy ireo noho ny hatsaran-toetran’i* Jehovah,Noho ny varimbazaha sy ny divay vaovao+ sy ny menaka,Ary noho ny zanaky ny ondry aman’osy sy ny zanak’omby.+ Ho toy ny tanimboly azon-drano tsara izy ireo,+Ka tsy ho reraka intsony mihitsy.”+