Zakaria 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tezitra be amin’ireo mpiandry aho,Ary hofaiziko ireo mpitarika mampijaly.*Fa karakarain’i Jehovah Tompon’ny tafika ny andian’ondriny,+ dia ny taranak’i Joda.Ary ataony hoatran’ny soavaliny tsara tarehy fitondrany miady izy ireo.
3 Tezitra be amin’ireo mpiandry aho,Ary hofaiziko ireo mpitarika mampijaly.*Fa karakarain’i Jehovah Tompon’ny tafika ny andian’ondriny,+ dia ny taranak’i Joda.Ary ataony hoatran’ny soavaliny tsara tarehy fitondrany miady izy ireo.