-
Daniela 2:49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Ary notendren’ny mpanjaka hitantana ny raharaham-panjakana tao amin’ny faritanin’i Babylona i Sadraka sy Mesaka ary Abednego,+ noho ny fangatahan’i Daniela. I Daniela kosa nanompo tao an-dapan’ny mpanjaka.
-
-
Daniela 3:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Misy Jiosy tsy niraharaha ny teninao anefa, ry mpanjaka ô! Tsy iza izany fa i Sadraka sy Mesaka ary Abednego,+ izay notendrenao hitantana ny raharaham-panjakana eto amin’ny faritanin’i Babylona. Tsy manompo an’ireo andriamanitrao mantsy ry zareo, sady tsy mety mivavaka amin’ilay sarivongana volamena natsanganao.”
-