-
Daniela 4:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 “‘Ary raha mbola nijery an’ireo fahitana ireo aho tamin’izaho tao am-pandrianako, dia nahita mpiambina anankiray, iraka masina nidina avy any an-danitra.+
-
-
Daniela 8:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia naheno anjely iray niteny aho, ary nisy anjely anankiray koa niteny tamin’io anjely io hoe: “Fa hitohy mandra-pahoviana ny zava-mitranga voalazan’ilay fahitana momba ny fanatitra atolotra tsy tapaka, sy momba ny fandikan-dalàna mahatonga faharavana?+ Mandra-pahoviana koa no hohitsakitsahina ny toerana masina sy ny tafika?”
-