-
Daniela 5:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tamin’izay indrindra no nisy rantsantanan’olona nipoitra ka nanoratra teo amin’ilay rindrina voalalotra tsara, teo ampitan’ny fitoeran-jiro, tao an-dapan’ny mpanjaka. Ary hitan’ny mpanjaka ilay tanana nanoratra.
-