Estera 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Izao no nitranga tamin’ny andron’i Ahasoerosy.* Izy ilay Ahasoerosy nanjaka tamin’ny faritany 127,+ hatrany India ka hatrany Etiopia.* Daniela 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Dariosy,+ zanak’i Ahasoerosy, taranaky ny Medianina, izay notendrena ho mpanjaka teo amin’ny fanjakan’ny Kaldeanina,+
1 Izao no nitranga tamin’ny andron’i Ahasoerosy.* Izy ilay Ahasoerosy nanjaka tamin’ny faritany 127,+ hatrany India ka hatrany Etiopia.*
9 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Dariosy,+ zanak’i Ahasoerosy, taranaky ny Medianina, izay notendrena ho mpanjaka teo amin’ny fanjakan’ny Kaldeanina,+