FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 8:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Dia nomenay an’ireo lehibem-paritany* notendren’ny mpanjaka,+ sy ny governora atỳ amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano*+ ny didin’ny mpanjaka, ka nanampy ny vahoaka izy ireo sady nanome an’izay nilaina ho an’ny tranon’ilay tena Andriamanitra.+

  • Estera 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nampanantsoina tamin’io andro io ny mpitan-tsoratry ny mpanjaka, tamin’ny andro faha-23 amin’ny volana fahatelo, izany hoe ny volana Sivàna.* Dia nosoratan’izy ireo ny zava-drehetra nandidian’i Mordekay ny Jiosy sy ny lehibem-paritany+ sy ny governora ary ny andrianan’ny faritany+ tany amin’ireo faritany 127, hatrany India ka hatrany Etiopia. Nosoratana araka izay soratra fampiasan’ny faritany* tsirairay sy araka ny fitenin’ny firenena tsirairay ilay izy, sady nosoratana ho an’ny Jiosy araka izay soratra fampiasan’izy ireo* sy ny fiteniny.

  • Daniela 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia naniraka olona i Nebokadnezara Mpanjaka mba hamory ny lehibem-paritany, ny mpiadidy, ny governora, ny mpanolo-tsaina, ny mpitahiry ny harenam-panjakana, ny mpitsara, ny mpahay lalàna, ary izay rehetra nitantana ny raharaham-panjakana tany amin’ny faritany. Nasaina ho tonga amin’ny fitokanana an’ilay sarivongana natsangan’i Nebokadnezara Mpanjaka izy rehetra ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara