FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 2:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 “Ny fanjakana fahefatra kosa hatanjaka toy ny vy.+ Fa manorotoro sy mamotipotika ary manamontsana ny zava-drehetra ny vy. Dia hoatr’izany koa fa hanorotoro sy hamotipotika an’ireo fanjakana rehetra ireo io fanjakana io.+

  • Daniela 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Mbola nijery ihany aho taorian’izay, tao amin’ilay fahitana hitako tamin’ny alina, dia nahita biby fahefatra. Nampahatahotra sy nampihoron-koditra ilay izy, sady natanjaka tsy nisy hoatr’izany. Nanana nify vy ngezabe izy io, ary nandrapaka sy nanorotoro, ka izay sisa tsy laniny dia nohitsakitsahiny.+ Hafa noho ny biby rehetra teo alohany izy, ary nanana tandroka folo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara