-
Daniela 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Koa raha tsy ampahafantarinareo ahy ilay nofy, dia hampiharana sazy mitovy daholo ianareo rehetra. Fa efa nifanaraka ianareo hoe lainga sy fitaka no holazainareo amiko, sao dia mba hiova hevitra ihany aho. Koa lazao amiko ilay nofy, dia ho fantatro raha mahay milaza ny dikany ianareo.”
-