Daniela 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny olona masin’ilay Andriamanitra Fara Tampony+ anefa no hahazo ny fanjakana.+ Ary homena azy ireo mandrakizay ny fanjakana,+ eny, mandrakizay mandrakizay.’ Daniela 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
18 Ny olona masin’ilay Andriamanitra Fara Tampony+ anefa no hahazo ny fanjakana.+ Ary homena azy ireo mandrakizay ny fanjakana,+ eny, mandrakizay mandrakizay.’