Estera 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Izao no nitranga tamin’ny andron’i Ahasoerosy.* Izy ilay Ahasoerosy nanjaka tamin’ny faritany 127,+ hatrany India ka hatrany Etiopia.* Estera 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 tamin’ny taona fahatelo nanjakany, ary nanao fanasambe ho an’ny andrianany sy ny mpanompony rehetra izy. Tonga tao amin’ilay fanasana koa ny tafik’i Persa+ sy Media,+ sy ny olona ambony, ary ny andrianan’ny faritany.
1 Izao no nitranga tamin’ny andron’i Ahasoerosy.* Izy ilay Ahasoerosy nanjaka tamin’ny faritany 127,+ hatrany India ka hatrany Etiopia.*
3 tamin’ny taona fahatelo nanjakany, ary nanao fanasambe ho an’ny andrianany sy ny mpanompony rehetra izy. Tonga tao amin’ilay fanasana koa ny tafik’i Persa+ sy Media,+ sy ny olona ambony, ary ny andrianan’ny faritany.