-
Daniela 9:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 ary raha mbola nivavaka aho, dia nankeo amiko ilay lehilahy atao hoe Gabriela,+ izay efa hitako tao amin’ilay fahitana teo aloha.+ Tokotokony ho tamin’ny fotoana fanaovana ny fanatitra takariva tamin’izay, ary tena reraka be aho. 22 Dia nanampy ahy hahazo ny dikan’ny zava-drehetra izy, ka niteny hoe:
“Ry Daniela ô, tonga aho mba hanampy anao hahafantatra sy hahazo tsara kokoa ny dikan’ny zava-drehetra.
-